{ ireo mpiara-miombon’antoka aminay }
Miara-mientana hampandroso ny sarimihetsika Malagasy
Ny ISSM dia miara-miasa amin’ireo andrim-panjakana, mpisehatra ara-kolontsaina, orinasa ary fikambanana izay mandray anjara amin’ny fampandrosoana, fampiroboroboana ary fampahafantarana ny sarimihetsika sy ny sarimiaina eto Madagasikara.