Amin’ny alalan’ireo hetsika ataony, ny ISSM dia mampiroborobo ny fampitana fahalalana, ny fifampizarana traikefa ary ny fifanakalozana momba ireo asa eo amin’ny sehatry ny sarimihetsika sy ny haino aman-jery.
Ny masterclass, atrikasa ary fihaonana dia ahafahan’ireo mpandray anjara mifanakalo hevitra amin’ireo matihanina eo amin’ny sehatra ary mampivelatra ny fahalalany sy ny fahaiza-manaony.
{ ho an’iza ? }
Hetsika natokana ho an’ireo mpisehatra amin’ny sarimihetsika sy ny haino aman-jery
Mpisehatra amin’ny sarimihetsika & mpamorona
Mba hampivelatra ny fahalalany sy hanatsara ny fahaiza-manaony.
Matihanina eo amin’ny sehatra
Mba hanamafisana ny fahaiza-manaony sy hifanakalozana momba ny asa sahaniny.
Mpianatra & tanora manan-talenta
Mba hahafantarana ireo asa, ny fomba fanao ary ny zava-misy eo amin’ny sehatra.
Tompon’ny tetikasa
Mba hahazoana fahalalana ilaina amin’ny fampandrosoana ny tetikasany.
Fantaro eto ireo hetsika fanofanana sy fampitana fahalalana atolotra ao anatin’ireo hetsika ataon’ny ISSM.
MASTERCLASS & ATRIKASA
ANDIANY TEO ALOHA
ISSM AWARD 2026
Masterclass amin’ny Madagascar Film Festival
Masterclass sy atrikasa momba ireo lohahevitra mifandraika amin’ny sarimihetsika sy ny haino aman-jery no karakaraina ao anatin’ny fetibe. Ireo fihaonana ireo dia manome fahafahana hifanakalo hevitra amin’ireo matihanina sy hanamafy ny fahalalana ary ny fahaiza-manao.
12
Mpandray anjara amin’ny fampiofanana nokasaina
Masterclass
Fifanakalozana sy fampitana fahalalana
Atrikasa
Fampiharana
{ les intervenants}
Des professionnels qui partagent leur expérience
Découvrez les professionnels invités à transmettre leur expérience et leurs connaissances dans le cadre des masterclass et ateliers.
Rakoto
Directrice / Directeur de production audiovisuelle
Rakoto
Directrice / Directeur de production audiovisuelle
Rakoto
Directrice / Directeur de production audiovisuelle
Rakoto
Directrice / Directeur de production audiovisuelle