Fanomezana fanohanana eo ambany fanaraha-mason’ny Vaomiera
Ny fanomezana ny fanohanana dia tsy maintsy ankatoavin’ny Vaomiera iray ahitana ny Tale sy ireo lehiben’ny sampan-draharaha telo. Io Vaomiera io no mamaritra ny vola omena ireo mpisitraka.
Décret n°2019-2221, Titre IX, articles 45 à 47